Mpanisa Domy 2 소개
Mpanisa Domy dia natao hanala ny fahasahiranana amin'ny kaonty sy Tours. Mpilalao 2 sa 3? 마티 60, 100, 120? 아니 로하니? Kaontiany ny totalin'isa azonao. Afaka misafidy tsara izay manana lohavato voaloha alohan'ny lalao ary tondroiny hatrany hatrany ny manaraka rehefa avy manampy ny isa azo. Misy Fitipika azo safidiana ampiharina isaky ny lalao. Misy endrika vaovao maro azo hisafidianana ihany koa. Ary misy loka manokana ho an'ire tsy mitoko. Ka dia mirary lalao mahafinaritra ho an'ny mpianakavy tia milalao domy eh
더 보기